- Talata 07 Aogositra 2012
Politique.Fihaonana atsy Seychelles “Maputo 1” telo taona aty aoriana
Miditra amin’ny dingana faharoa indray ny fihaonana eo amin’Atoa isany Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohinyMiditra amin’ny dingana faharoa indray ny fihaonana eo amin’Atoa isany Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana ny VOT Vakinankaratra tamin’ny alalan’ny filohany Atoa Randrianiaina Solofo dit Solo, manoloana ny fijoroan’ireo fikambanana samihafa misandoka ny anaran’ny fikambanana VOT.
Hamaky ny tohinyNy sehatry ny fiharian-karena toy ny harena ankibon’ny tany sy ny angovo hamokarana herinaratra, ny fampianarana sy ny fahasalamana, ny politika no lohahevitra nifampizaran’ny antoko MFM (Mpitolona ho Fampandrosoana an’i Madagasikara na Mitolona ho an'ny Fanjakan'ny Madinika taloha), tamin’ny vahoakan’Antananarivo ny sabotsy 04 aogositra lasa teo, ao anatin’ny fanamarihana ny faha-40 taonan’ity antoko tarihin’i Manandafy Rakotonirina.
Hamaky ny tohinyNivoaka iny ny tetiandrom-pifidianana. Ny volana oktobra 2013 no hanaovana ny fifidianana izay ho Ben’ny tanàna sy ny mpanolotsain’ny Kaominina. Nisy ny resaka nifanaovana tamin’ny filohan’ny delegasionina manokan’ny Kaominin’i Toamasina, Atoa Toalina Zafindrabary, mikasika ny Kaominin’i Toamasina sy ny politika misy eto amintsika amin’ny ankapobeny ary mikasika azy manokana.
Hamaky ny tohinyAraka ny resaka re tetsy sy teroa tamin’ny faran’ny herinandro teo dia mety hotanterahana ato anatin’ny herinandro ny fihaonana manaraka eo amin’Atoa isany Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina, ary mety mbola ho atsy amin’ny nosy Seychelles ihany no hanatontosana izany.
Hamaky ny tohinyMampametra-panontaniana amin’ny ankapobeny ny fomba fitantanan-draharaha eto amintsika ankehitriny, ny fomba fifampitondrana, hoy ny CT Zabofigera Dox Didier.
Hamaky ny tohiny