Politique

Kotomanantsoa Rémi Efa lany daty ny HCC


  • Alatsinainy 06 Aogositra 2012

Efa lany daty ka tsy tokony hiasa intsony ny mpikambana ao amin’ny Fitsarana Avon’ny Lalàmpanorenana eto amintsika ho an’ny ankolafy Zafy Albert, hoy Atoa Kotomanantsoa Rémi, efa mila soloina.

 Efa hatrizay hatrizay ihany koa no tsy nankatoavanay an’izao tetezamita tarihan-dRajoelina izao, hoy ity mpanao politika ity. Tsy vahaolana aminay ny famoahan’ny CENIT an’iny tetiandrom-pifidianana nataony iny. Naroso ao anatin’ny tsy faneken’ny rehetra ny lalàna dia ny lalàmpanorenana izy iny ary natao handrebirebena ny saim-bahoaka fotsiny ankehitriny mba tsy hieritreretany ny fitokonana samihafa miseho lany etsy sy eroa na hanafoanana izany mihitsy. Tonga izao ny fotoana hanambarana ny hery ka miantso ny vahoaka rehetra hivondrona izahay fa efa tena tsy lasa intsony izao zava-misy iainana izao.

Manohy 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT