• Alarobia 08 Aogositra 2012
Politique.Zafilahy Stanislas “Ny andininy faha-16 sy faha-20 dia ampy anay”

Nezahina novoizina tamin’ireo gazety sy haino aman-jery teto an-drenivohitra ny momba ny fitsarana ny filoha Marc Ravalomanana any Afrika Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aogositra 2012
Politique.CST Alain Ramaroson Mitaky ny hialan’ny lehiben’ny Faritra Itasy

Raharaha mahasaropiaro ny CST Alain Ramaroson ny resaka ady tany, indrindra raha misy vahoaka esorina amin’ny taniny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aogositra 2012
Politique.Gérard Rabevohitra Mihamahantra ny vahoaka Malagasy

Elaela tsy tazana teo amin’ny fanehoan-kevitra politika ny mpikambana ao amin’ny birao politikan’ny antoko MFM sady mpahay toekarena, Atoa Gérard Rabevohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aogositra 2012
Politique.Me Rasamimaka Mahefalahy Tena nanapotika firenena ny FAT

Nampita vaovao tamin’ireo mpiara-dia sy ny vahoaka tao Toamasina mikasika ny raharaha politika miha henjana tato ho ato, ny ankolafy Ravalomanana ny sabotsy teo nandritra ny hetsika fanaony isan-kerinandro eo an-tokotanin’ny Magro Tanambao V.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aogositra 2012
Politique.Radanoara Julien Efa manana ny olony ny Frantsay...

Mety efa tafiditra ao anatin’ny tetika hanilihana tsikelikely, an’i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina ny fampihaonana azy ireo any Seychelles ka hanerena ny andaniny sy ny ankilany hahita marimaritra iraisana, hoy Radanoara Julien, manampahaizana momba ny fifandraisana iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aogositra 2012
Politique.Rakotoamboa Jean Louis Vao mainka hihahenjana ny krizy

Ireo sesitany Malagasy tsy mbola nisy tafaverina noho ny antony ara-politika, ny haino aman-jery nakatona tsy mbola nisy novohaina ary vao mainka aza manidy hatrany ny FAT, ireo gadra politika tsy mbola nisy nivoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT