• Alarobia 08 Aogositra 2012
Politique.Komity Miaro ny Fiainam-Bahoaka Mampaneno lakolosy ho fanairana

Tsy hisy fitoniana sy filaminana eto amin’ny firenena, tsy hisy koa fihatsaran’ny fiainana sy ny fandrosoana izay efa nanomboka niainana nandritry ny fitondrana Ravalomanana kanefa tapaka tsy fidiny, raha tsy mody sy milatsaka hofidiana i Marc Ravalomanana, hoy ny Komity Miaro ny Fiainam-bahoaka na KMFB eto Analamanaga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Efa ela no nahafeno ny fepetra amin’ny fifidianana

Hatry ny omaly ka mitohy amin’ity anio ity dia midinika any Seychelles ingahy Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina, araka ny tapaky ny SADC.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2012
Politique.Ratolojanahary “Ny miaramila no tena fositra tsy hivahan’ny olana eto”

Tsy tokony ho ela ny fahitana vahaolana eto amin’ity firenena ity, hoy Atoa Ratolojanahary mpiaro ny zon’ny mpanjifa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2012
Politique.Rév. Satrobory “Omeo fahefana feno ny Praiminisitra”

Anisan’ny faly aho rehefa nahazo fandresena ka lasa tompondakan’i Afrika ny Makis de Madagascar, hoy ny Rév. Andrianalijohn Satrobory, noho ny ezaka fampirisihana nomena azy ireo natomboky ny filohan’ny Kongresin’ny tetezamita Mamy Rakotoarivelo teny an-kianjan’i Malacam ka narahan’ny rehetra teny an-kianja koa na tany an-dapa mihitsy aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2012
Politique.Andriamampianina “Samy hotsarain’ny vahoaka izy roalahy

Resabe etsy sy eroa indray amin’izao fotoana ny fihaonan’ny filoha Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina tanterahina atsy amin’ny Nosy Seychelles, mialoha ny fihaonan’ny SADC hatao any Maputo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2012
Politique.Voninahitsy Jean Eugène Mandrahona indray

Tahaka ny efa nataony mialoha ny fihaonana voalohany teo amin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny FAT Andry Rajoelina tany Seychelles dia mbola nanamafy ny tsy tokony hikitihana ny tondrozotra i Voninahitsy Jean Eugène, filohan’ny Les AS.

Hamaky ny tohiny
FTT