• Alakamisy 09 Aogositra 2012
Politique.PM Beriziky – Dr Joseph Nifanao veloma omaly

Vita omaly alarobaia 08 aogositra tolakandro tao Antsahavola, ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Dr Randriamiarisoa Joseph, Minisitry ny tontolo iainana sy ny ala, nesorin’i Andry Rajoelina tamin’ny toerany ny 14 aprily 2012 sy ny praiminisitra lehiben’ny governemantan’ny firaisam-pirenena, Beriziky Jean Omer.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aogositra 2012
Politique.Ravalomanana sy Rajoelina Zara fa nihaona, nisara-maina

Nirava maina indray ny fihaonan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny FAT, Andry Rajoelina tatsy Seychelles.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aogositra 2012
Politique.Vahoaka Miray Tsy milamina ny tany raha tsy mody i Dada

Tsy milamina ary tsy hilamina mihitsy ny tany raha tsy miverina eto an-tanindrazana i Dada, hoy ny Vahoaka Miray na VAMI.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2012
Politique.Andriamiatrikarivo Tiana James Pierrot Avoahy aloha ny lisitr’ireo mahazo «amnistie»

Ny fifidianana dia miankina amin’ny mpanao politika rehetra ihany, hoy ny CT Andriamiakatrarivo Tiana James Pierrot (UDR C).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2012
Politique.Andry Rajoelina Mamboly korontana

Fihetsika mamboly korontana no nataon’i Andry Rajoelina teny Ivato omaly antoandro nialoha ny hihazoany an’i Seychelles.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2012
Politique.Dr Emile Ratefinanahary Lojika raha kandida Rajoelina

Mbola manodidina ilay fihaonan’ny roa tonta atsy Seychelles ihany aloha ny ankamaroan’ny fanehoan-kevitr’ireo mpanao politika

Hamaky ny tohiny
FTT