• Zoma 10 Aogositra 2012
Politique.Pr Rafanomezantsoa Roger Marie «Raha manao fahadisoana isika dia zakain’ny taranaka any aoriana”

Rafanomezantsoa Roger Marie, mpikaroka manampahaizana momba ny simia sady Tale jeneralin’ny CNRIT, filohan’ny Rarivato sady efa filohan’ny Filankevitry ny minisitry ny firenena ACP (Afrique-Caraïbes-Pacifique) fony izy minisitry ny varotra sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina. Nisy ny tafa nifaovan’ny Tia Tanindrazana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aogositra 2012
Politique.Andry Rajoelina Matahotra mafy

Mifamahofaho be ihany ny resaka manodidina ny tena zava-nitranga nandritra ny fihaonana faharoa teo amin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny FAT, Andry nirina Rajoelina, raha tarafina amin’ny fampitam-baovao nivoaka hatramin’ny alarobia 08 aogositra sy omaly alakamisy 09 aogositra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aogositra 2012
Politique.Vondron’ny Mpanohitra Aoka izay ny ra latsaka eto amin’ny firenena

21 taona katroka amin’ity 10 aogositra 2012 ity ny vonomoka natao ny vahoaka Malagasy nilahatra nakeny Iavoloha nitaky ny fialan’ny filoha Didier Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aogositra 2012
Politique.Zanak’i Dada Hihetsika amin’izay

Mafana ny fanehoan-kevitra politika taorian’ny fihaonana nandamoka teo amin’i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina tatsy Seychelles farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aogositra 2012
Politique.Constant Raveloson «Forfait d’office ny mpanongam-panjakana»

«Lohany samy misy, ditra samy misy. Raha io ataon-dRajoelina io, dia izy mihitsy no mampirisika antsika hitady fomba hafa hitolomana. Na taiza na taiza teto ambonin’ny tany dia “forfait d’office” amin’ny fifidianana ny mpanongam-panjakana koa ianao nandeferana indray no be vava», hoy i Constant Raveloson avy amin’ny MFM omaly raha nandaha-teny tao amin’ny kianjan’ny Magro nanoloana ny tenin’ny filohan’ny FAT nialoha ny niaingany ho any Seychelles ny talata 07 aogositra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aogositra 2012
Politique.CT Rakotomiandrisoa Ernest Aleo Ravalomanana sy Rajoelina ihany no kandida

Nafanafana ny fanehoan-kevitra tao amin’ny kiajan’ny Magro Avaratsena Antsorabe, omaly alarobia 08 Aogositra.

Hamaky ny tohiny
FTT