• Alatsinainy 13 Aogositra 2012
Politique.Antoko AVI Manomana ireo mpandimby ara-politika

“Ny fiaraha-miasa amin’ny any ivelany, ny fitiavan-tanindrazana sy ny fiandrianam-pirenena”, no lohahevitra nanompanana ny fampiofanana andiany faha-4 nomena an’ireo tanora AVI avy amin’ny alalan’ny tetikasa maharitra “AVI Leadership Academy” tamin’ny sabotsy teo tetsy amin’ny Galérie Camoula Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Aogositra 2012
Politique.Zanak’i Dada Tsy gadra lava ka hoverezin-jo

Tamin’iny faran’ny herinandro iny dia nifampidinika tamin’ireo hery velona isan-tsokajiny eto amintsika ireo iraka avy amin’ny Troika-SADC notarihin’ny minisitra lefitra afrikanina tatsimo misahana ny fiaraha-miasa, Marius Fransman.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aogositra 2012
Politique.Andriantsizehena Benja Urbain Aoka ny kajikajy politika !

Tsy mangingina ny antoko RPSD, hoy ny Sekretera Jeneraliny, Andriantsizehena Benja Urbain, satria tamin’ny volana jolay 2011 dia nanao ny kongresy nasionaliny izy ary nanapa-kevitra fa hanolotra kandidà ny RPSD indrindra amin’ny fifidianana eo anivon’ny Faritra rehetra dia eo koa ny fifidianana solombavambahoaka sy fifidianana loholona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aogositra 2012
Politique.Diaben’ny Fahafahana 21 taona lasa izay...

21 taona lasa izay ny 10 aogositra 1991, nitrangan’ny “Diaben’ny Fahafahana”, nampalaza ny tolon’ny Hery Velona Rasalama ary nitarika ny firodanan’ny Repoblika faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aogositra 2012
Politique.Marius Fransman Hanezaka faramparany

Tsy maintsy hanao tatitra momba ny dinika tany Seychelles amin’ireo vondrona 10 tonta nanasonia ny tondrozotra ny SADC, ary anio no tokony hanatanterahana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aogositra 2012
Politique.Rodoben’i Toamasina Manameloka ny fiasan’ny SADC

Mibaribary ankehitriny fa fandrirarirana nataon-dRajoelina avokoa no tsy nahatanteraka ny fifanarahana rehetra natao amahana ny krizy Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT