• Alatsinainy 27 Aogositra 2012
Politique.Marc Ravalomanana : “Tsy misy afaka hanakana ny safidim-bahoaka”

« Vonona tanteraka aho fa ny andro sisa iainako dia hanasoavako ny vahoaka Malagasy”, hoy ny filoha teo aloha raha nitafa mivantana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby tamin’ireo mpomba azy ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2012
Politique.Sazalahy Tsianihy : Tsy maintsy hanara-dia ny vitan’ny FJKM ny vahoaka Malagasy

Maika ho an’ny vahoaka Malagasy manerana ny Nosy ny fiverenan’ny filoha Marc Ravalomanana eto an-tanindrazana, hoy ny CT Sazalahy Tsianihy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aogositra 2012
Politique.Antoko PSD I Fetison Rakoto Andrianirina no lasa filoha nasionaly

Niova filamatra ny antoko noforonin’ny rain’ny fahaleovantena malagasy Philibert Tsiranana, ny PSD (Parti Social Démocrate) na Pi So Dia ho an’ny anarana nahazatra azy teo amin’ny fifaninanana politika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aogositra 2012
Politique.Zanak’i Dada : tafitan’ny mpizaika Fjkm ny hetahetan’ny Malagasy

Mbola mitana ny sain’ireo mpanara-baovao ny nahalany ny mpitandrina Lala Rasendrahasina sy Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aogositra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Matanjaka matoa atahorana

Voaporofo tamin'ny fifidianana ireo birao foiben'ny Fjkm tany Manakara farany teo, fa mbola manana ny maha izy azy eo amin'ny sehatry ny fiangonana izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aogositra 2012
Politique.Pastera Mailhol “1er tour ” dia vita ny ahy

Mikoropaka avokoa ny ankamaroan'ny olona amin'ity taona 2013 efa manakaiky ity.

Hamaky ny tohiny
FTT