- Zoma 24 Aogositra 2012
Politique.Patrick Raharimanana “Ny tena hala-bato dia mitranga amin’izao miteny izao”
Nivoaka iny ny tetiandrom-pifidianana araka ny namaritan’ny CENIT sy ny Firenena Mikambana tamin’ny alalan’ireo manampahaizany nalefany teto, azy. Nankatoavin’ny SADC izy. Namory ireo mpiara-miantoka ara-bola sy ara-teknika ny CENIT hirosoana amin’ny dingana manaraka, dia ny fanisana ny mpifidy handrafetana ny lisi-pifidianana. Vahinin’ny sokela anio Atoa Patrick Raharimanana, mitarika ny fikambanana «Vitatsika io», hakana ny heviny manodidina izay fifidianana izay sy ny raharaham-pirenena ankapobeny.
Hamaky ny tohiny