• Alakamisy 30 Aogositra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Ireo antony mbola hampandaniana azy

Tsy azo atao ny matoky tena na dia fantatra aza fa mbola tia an’i Dada ny ankamaroan’ny olona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2012
Politique.CT Rasoamalala Brenda “Tsy misy TIM mivaky roa izany”

Aelin’ny sasany any Ambatondrazaka any, hoy ny CT Rasoamalala Brenda, fa mivaky roa izany ny Tiako I Madagasikara (TIM) any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2012
Politique.Tontolo politika Mifampiankina ny zava-drehetra

Raha toa ka manomboka mihetsiketsika amin’ny resaka fifidianana ireo vondrona politika samihafa ankehitriny, tsy mbola mivaha aloha ny krizy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Aogositra 2012
Politique.Ankolafy Ravalomanana «Tsy mpikambana ao anatiny ny PSD»

Niteraka resabe teo amin’ny tontolo politika ny fiovana filoha nasionaly teo anivon’ny antoko PSD (Parti Social Démocrate) izay lasa tarihin’i Fetison Rakoto Andrianirina, ity farany izay nitarika ny ankolafy Ravalomanana teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Aogositra 2012
Politique.Madagasikara Filoham-pirenena iza no hanarina azy ?

Ao anatin’izao sangodim-panina politika izao dia mba tsara ihany ny mamantatra ny tena herin’ireo mpanao politika izay mety hitantana ny firenena atsy aoriana kely atsy. Efa fantatra moa fa ny 8 mey 2013 no hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany.

Hamaky ny tohiny
FTT