• Alarobia 29 Aogositra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Hody afaka herinandro ?

Araka ny fanapahan-kevitr’ireo filoham-panjakana teo anivon’ny SADC sy izay voasoratra ao amin’ny sori-dalana niarahan’ireo mpanao politika nanao sonia dia mody tsy misy fepetra ireo sesitany politika rehetra, anisan’izany ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Aogositra 2012
Politique.Rasambozafy Cyrille “Andao hifamela !”

Navantan’ny Tia Tanindrazana tamin’ny CST Rasambozafy Cyrille mpitarika ny Exopoles ny fanontanian’ny maro ankehitriny manao hoe : «tokony hanao vakansy ve ny mpitondra fanjakana amin’izao toe-draharaha eto amintsika izao ?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aogositra 2012
Politique.Olivier Rakotovazaha "Tsy resaka isa io fa teny ierana"

Hatramin'ny nanombohan'izy ireo niverina niasa tao amin'ny tetezamita dia nanambara ireo mpikambana avy ao amin'ny ankolafy Ravalomanana fa misy ireo lalàna mila averina ny fandinihana sy fandaniana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2012
Politique.GTT Iraisam-pirenena : Mampitandrina ny fianakaviambe iraisam-pirenena

Mampitandrina ny amin’izay mety ho fihetsika hanakanana ny fodian-dRavalomanana an-tanindrazana ny fikambanan’ny Gasy Tia Tanindrazana na ny GTT Iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2012
Politique.Magro Antsirabe : Aleo hifaninana Rajoelina sy Ravalomanana

Mafana hatrany ny tolona ataon’ireo mpomba ny filoha Ravalomanana ao Antsirabe isaky ny alarobia sy sabotsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2012
Politique.Manandafy Rakotonirina “Averina dinihina ny zavatra rehetra”

“Tsy mbola afa-baraka toy izao ny tafika”, hoy ny filohan’ny Mafana raha nandray fitenenana tetsy amin’ny kianja Magro ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT