- Alarobia 22 Aogositra 2012
Politique.Me Hanitra Razafimanantsoa «Aoka tsy hifamitaka»
Nanamafy ny Me Hanitra Razafimanantsoa, omaly fa tsy tokony ho sakana mihitsy amin’ny fampiharana ny tondrozotra ny foloalindahy.
Hamaky ny tohinyNanamafy ny Me Hanitra Razafimanantsoa, omaly fa tsy tokony ho sakana mihitsy amin’ny fampiharana ny tondrozotra ny foloalindahy.
Hamaky ny tohinyHo anay ankolafy Ravalomanana, hoy ny CT Randriampilamanana Rostand, dia manaraka ny toromarika avy amin’ny mpitarika anay izaha dia ny filoha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny1300 andro izay no lasa, nitoloman’ireo mpandala ny ara-dalàna nanoherany ny mpanongam-panjakana.
Hamaky ny tohinyManoloana ny zavatra natao tany Maputo, ny zavatra tsara hosoritana voalohany dia ny tokony hampandeferana ny hambom-po sy ny fitiavan-tenan’ny tsirairay indrindra izy mirahalahy, hoy ny CST Mamitiana Fabergé Gabriel.
Hamaky ny tohinyHihazo ny Lapam-panjakana eny Mahazoarivo, anio maraina, ireo minisitra dimy mianadahy avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, dia ny praiminisitra lefitra misahana ny toekarena sy ny indostria Botozaza Pierrot, ny minisitry ny fanapariaham-pahefana Ruffine Tsiranana, ny minisitry ny fambolena Ravatomanga Roland, ny minisitry ny varotra Ramalason Olga ary ny minisitry ny fiompiana Ihanta Randriamandrato.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny