• Zoma 31 Aogositra 2012
Politique.CT Rakotomandimby Désiré Nahazo tatitra mampiahiahy fa mivoaka mandroba ny voafonja ao Ambositra

Vahinin’ny Gazety Tia Tanindrazana anio Atoa Rakotomandimby Désiré, mpikambana ao amin’ny kongresin’ny tetezamita avy ao Ambositra sady mpandrindram-paritry ny antoko TGV ao Amoron’i Mania. Ny tsy fandriampahalemana mirongatra ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania no nanontaniana azy amin’ny maha mpitondra tenin’ny vahoaka azy ireo any amin’ny fitondram-panjakana. Fanadihadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2012
Politique.Elysé Ratsiraka Mitady handrava efa

Dia ahoana ny amintsika ? Ny hafa ve no handidy eo amin’ny toerako ?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2012
Politique.Zanak’i Dada Miakatra ny feo

Tsy hitondra filaminana sy fampandrosoana an’i Madagasikara ny tsy fodian’i Marc Ravalomanana, hoy i Manoela Ralaimampisainarinony, manoloana ny fanambaran’ny antoko Mamafisoa izay nilaza fa samy tsy tokony hirotsaka hofidiana na i Marc Ravalomanana na Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2012
Politique.Rajemison Rakotomaharo “Tsy manana olana amin-dRavalomanana aho”

Tafaverina an-tanindrazana Atoa Rajemison Rakotomaharo rehefa avy nitana ny andraikitry ny Masoivoho malagasy tany Soisa sy Solontena Maharitra tany amin’ny Firenena Mikambana tany Genève nandritra ny efa-taona. Eo amin’ny lafiny politika dia izy no Filoha nasionalin’ny antoko MAMAFISOA (Malagasy Mandroso ao anatin’ny Fihavanana sy ny Soatoavina). Nisy ny dinidinika mikasika ny raharaham-pirenena ankapobeny nifanaovan’ny Tia Tanindrazana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2012
Parti-HAVANA
Manahy ady an-trano

Ny fitoniana aloha no tokony hokatsahina voalohany amin’izao vanim-potoana misy antsika izao fa tsy fahendrena mihitsy ny fikarakarana fifidianana amin’izao zava-misy iainan’ny firenena izao, hoy ny Parti-HAVANA (Hasin’ny Vahoaka Navotana) tarihan’Atoa Rabenala José.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2012
Politique.Fidison Aiza ny Bianco ?

“Nilefa i Andry Rajoelina”, hoy i Fidison avy amin’ny ankolafy Zafy Albert tao amin’ny Magro Behoririka omaly fa tsy mitombina ny filazana fa niala sasatra izy.

Hamaky ny tohiny
FTT