• Alatsinainy 03 Septambra 2012
Politique.CST Lova Rakotonirina “Ho avy i Dada, tsy hisy NOTAM hanakana azy intsony”

Nandritra ny fitsidihana sy fampahafantaran’ny mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) Atoa Lova Rakotonirina avy amin’ny ankolafy Ravalomanana tany amin’ny Faritra Amoron’i Mania nandritra ny roa herinandro no nahafantarany fa mijaly sy mitaraina noho ny tsy fandriampahalemana ny vahoaka any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Septambra 2012
Politique.CST Tsitara Calvin “Tsy vahaolana intsony ny fandrangaragana basy”

Maro ihany izay antso avo niendrika hazolava sy lakolosy fanairana ho an’ny tompon’andraikitra isan’ambaratongany tato ho ato, nataon’ireo ireo olom-boatendry sy olom-boafidy any Toliara izay, nefa mbola mirongatra foana ny asan-dahalo arahina vono olona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Septambra 2012
Politique.FAT Nampiverina ny kolikoly tanteraka

Gravy ! Izany no lasa ambetin-tenin’ny tsirairay manoloana ny kolikoly mihoa-pampana misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Septambra 2012
Politique.Mamy Rakotoarivelo «Hody i Marc Ravalomanana, voasazy Rajoelina»

Elaela no tsy nahitana an’i Mamy Rakotoarivelo teto an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2012
Politique.Andry Rajoelina tany Frantsa «Tsy niala sasatra fa nampanantsoina», hoy Ralaiseheno Guy Maxime

Tafaverina an-tanindrazana omaly maraina i Andry Rajoelina. Nangina, nitsaitsaika toy ny nivoahany ihany no nidirany. Raha ny voalaza moa dia niala sasatra ny tenany sy ny ankohonany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2012
Politique.Ankolafy Ratsiraka Nipirina tanteraka, fa nahoana ?

Raha mifaninana amin'ny famoahana fanambarana sy fanehoan-kevitra ireo vondrona politika maro samihafa, dia hita fa mbola nisafidy ny hangina ny ankolafy Ratsiraka sy ny Arema amin'ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
FTT