• Alarobia 05 Septambra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Manomana ny fodiany an-tanindrazana

Tafajoro ao Mahajanga, renivohitry ny Faritra Boeny, ny alahady 02 septambra teo, ny Vondron'olon-tsotra (VOT) manohana ny filoha Marc Ravalomanana sy mitaky ny fitondrana ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Septambra 2012
Politique.Raharaha Madagasikara Hentitra Atoa Kikwete, filohan’ny Troika

Nivory tany Dar es Salaam, renivohitr’i Tanzania, omaly ny Troika-SADC

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Septambra 2012
Politique.Tsy Aritra Efa ady an-trano no eto

Maro ankehitriny ny mpandinika tantara sy mpanaraka ny vaovao politika no manahy mafy fa sao lahy ka ho tonga eto Madagasikara ihany ilay ady an-trano mampalaza ratsy an’i Afrika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Septambra 2012
Politique.Zafilahy Stanislas Ny filoha Ravalomanana no afaka hanarina an’i Madagasikara

Tokony ho amin’ity anio ity no hiverina eto Madagasikara ireo delegasion’ny ankolafy Ravalomanana lasa any Afrika Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Septambra 2012
Politique.Antoko PSD Mampiady fianakaviana

Mampiady fianakaviana, mpiray tampo mihitsy aza ny politika ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT