- Talata 04 Septambra 2012
Politique.Randrianantenaina Bruno Josvah «Tokony hametra-pialana i Andry Rajoelina»
Nandritra ny kongresim-paritra nataon’ny fikambanana Fampandrosoana Mirindra, tarihin’ny depioten’i Tôlagnaro teo aloha, Randrianantenaina Bruno Josvah, no nilazany fa tokony hahatsiaro tena amin’ny tsy fahaizany mitantana i Andry Rajoelina fa efa tsy mandeha amin’ny laoniny intsony ny raraharaham-pirenena.
Hamaky ny tohiny