• Alakamisy 06 Septambra 2012
Politique.Antoko Vonjy Iray Tsy Mivaky Tratry ny viriosin’ny fisarahana koa

Mitatra amin’ireo antoko madinika koa ankehitriny ny fivakisana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2012
Politique.«Cellule de crise inter-ministerielle» Miantso ny FFKM hampihavana ny samy Malagasy

Mitety Faritra manentana ny vahoaka Malagasy hiaraka hihetsika hanohana ny Fivondronan’ny Fiangonana Krisitianina eto Madagasikara na ny FFKM hiroso amin’ny fampihavanana amin’izao fotoana izao ny “Celulle de crise inter-Ministerielles” (CCIM) tarihin’Atoa Ratoejanahary Maharavo na i Doudou.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2012
Politique.CT Rakotomandimby Désiré Mangataka ny hanendrena miaramila ho lehiben’ny Faritra

“Vokatry ny firongatry ny tsy fandriampahalemana izay efa hahatonga ny Faritra Amoron’i Mania ho Faritra mena ankehitriny dia tokony ho mpitandro ny filaminana na miaramila no tendrena ho Lehiben’ny Faritra ao Amoron’i Mania”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2012
Politique.Ihanta Randriamandrato, Minisitry ny fiompiana Nasain’ny governemanta Kaomoriana

Hitarika delegasiona hihazo ny nosy Kaomoro ny Minisitry ny fiompiana, Ihanta Randriamandrato, anio.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Handray an-tanana ny TIM, hiomana amin’ny fifidianana

Omaly tolakandro no nigadona an-tanindrazana ny delegasiona avy amin’ny ankolafy Ravalomanana nihazo an’i Afrika Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Septambra 2012
Politique.Lapan’i Mahazoarivo Miresaka fifidianana

Nitsidika ara-pomba fifanajana ny praiminisitra Beriziky Jean Omer teny amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo, omaly, ny iraka manokan’ny Sekretera jeneralin’ny Vaomieran’ny ranomasimbe indianina (COI) Shafick Osman.

Hamaky ny tohiny
FTT