- Zoma 07 Septambra 2012
Politique.Mamitiana Ravelonanosy «Tsy mbola misy izany fiaraha-mitantana izany
«Tsy mbola misy izany fiaraha-mitantana izany», hoy ny CT Mamitiana Ravelonanosy nanoloana ny fihetsika natao tamin’ireo manampahefana avy amin’ny ankolafy Ravalomanana teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny alarobia 05 septambra teo raha tafaverina avy any Afrika Atsimo.
Hamaky ny tohiny