- Zoma 07 Septambra 2012
Politique.Ankolafy Ratsiraka Mitaky ny fihaonan'ny ankolafy 4
Mbola miandry ny fihaonana an-tampon'ny filohan'ireo ankolafy 4 ny ankolafy Ratsiraka, izay vao hilaza ny heviny momba ny raharaham-pirenena.
Hamaky ny tohinyMbola miandry ny fihaonana an-tampon'ny filohan'ireo ankolafy 4 ny ankolafy Ratsiraka, izay vao hilaza ny heviny momba ny raharaham-pirenena.
Hamaky ny tohinyRaharaha iray mbola mitana ny sain’ny maro ny firongatry ny asan-dahalo any atsimon’ny Nosy, indrindra any amin’ny Faritra Androy sy Anosy sy ny tsy fandriampahalemana any amin’iny Bongolava iny, izay mitarika fifindra-monina mihazo an’i Melaky amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyRaha misarovitaka mifamono ny samy Malagasy any atsimo noho ny asan-dahalo dia tsy ho lavitr’izay koa no hitranga eto Antananarivo Renivohitra taorian’ny nisintonan’ny ministeran’ny filaminana anatiny ny Kaomisera Rabearisoa Alexandre hiverina eo anivon’ny fianakaviamben’ny polisy ka tsy Talen’ny kabinetran’ny Kaominina intsony nanomboka ny fiandohan’ity herinandro ity.
Hamaky ny tohinyAraka ny loharanom-baovao akaiky ny kolonely Andrianasoavina Charles atsy La Réunion dia manan-kambara ity manamboninahitra avy amin’ny tafika ity.
Hamaky ny tohinyEfa tonga ny tompon-trano ka miala ny mpiandry omby volavita, hoy Mme Charline mpandrindra ny TIM Andrefan’Iarivo, omaly tetsy amin’ny Magro Behoririka.
Hamaky ny tohinyMisy hifandraisany ny fifidianana ny ho filohan’ny fikambanana FIZAFATO (Fikambanan’ny Zanaky ny Faritanin’i Toliara) sy ny raharaha mavaivay any atsimon’ny Nosy, hoy ny kandidà Maharante Jean de Dieu na Bevata raha avy nihaona tamin’ireo mpanohana azy fanindroany tetsy Ampefiloha izy omaly.
Hamaky ny tohiny