• Talata 11 Septambra 2012
Politique.Henri Randrianjatovo TSAR ihany

«lreo miaraka amin-dRajoelina no milaza ankehitriny fa tokony hiala ity fitondrana ity», hoy ny mpikambana eo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita, Randrianjatovo Henri.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Septambra 2012
Politique.Kaomisera Rabearisoa Alexandre Hafindra toerana any Morombe ?

Taorian’ny nisintonan’ny ministeran’ny filaminana anatiny teo anivon’ny Kaominina ny Kaomisera prinsipaly Rabearisoa Alexandre hiverina avy hatrany eo anivon’ny fianakaviamben’ny polisy, nanomboka ny talata 04 septambra teo, noho ny asa ilana azy dia mandeha ny resaka ankehitriny fa dia misy ny fikasana hamindrana toerana ity kaomisera ity ivelany lavitra an’Antananarivo, mety ho any Morombe, Faritra Atsimo Andrefana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Septambra 2012
Politique.Ady amin’ny dahalo Nisafidy ny 11 septambra ny FAT

Ady amin’ny dahalo Nisafidy ny 11 septambra ny FAT

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Septambra 2012
Politique.Paul Rabary “Ady mahery vaika no tokony hatao”

Amin'ny maha mpandinika fiarahamonina azy dia manana ny heviny momba ny firongatry ny asan-dahalo any atsimo i Paul Rabary. Rehefa nangina tao anatin'ny roa volana ny tenany dia namelabelatra ny fomba fijeriny tao amina onjam-peo tsy miankina iray, eto an-drenivohitra omaly antoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Septambra 2012
Politique.Zanak’i Dada Mitaky ny fialan’i Andry Rajoelina

«Hatramin’ny 7 febroary 2009 ka mandraka androany dia ianareo no namono olona. Fandrobana ny Malagasy no misy eto hatramin’izay fanonganam-panjakana izay», hoy ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita Ravelonanosy Mamitiana, tao amin’ny Magro Behoririka omaly, izay nanampy fa manala baraka ny vahoaka malagasy ny fitondrana FAT” satria re laza hatrany ivelany ny olana eo amin’ny resaka tsy fandriampahalemana, ny fahantran’ny vahoaka kanefa ny mpitondra manankarena tsy hita noanoa.

Hamaky ny tohiny
FTT