- Alatsinainy 01 Oktobra 2012
Politique.Tsy fananana asa 0% no tanjona
Tsy fananana asa 0% no tanjona
Hamaky ny tohinyTsy fananana asa 0% no tanjona
Hamaky ny tohinyNahavory ny ankamaroan’ny hery rehetra eto amin’ny firenena ny fikaonandohan’ny Faritra 22 tontosaina mandritra ny roa andro eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohiny«Arodany io fitondrana io. Tsy mandeha araka ny tokony ho izy ny fiovana noheverina. Tsy izy io fitondrana io».
Hamaky ny tohinyNisy ireo antokon’olona nimenomenona tamin’ny fanatrehana ny hetsika Fikaonandohan’ny Faritra 22 tontosaina etsy Andrefan’Ambohijanahary nanomboka omaly alakamisy.
Hamaky ny tohinyNitsaha-niketrika toa sosoa voatapo-drano i Andry Rajoelina sy ireo mpomba azy nanoloana ny fanambarana nataon’i Johnnie Carson, Sekretera lefitra amerikanina misahana ny raharaha politika aty Afrika, izay namerina sy nanamafy tamin’ny teny mazava indray fa dia fanonganam-panjakana no nitranga teto Madagasikara tamin’ny 2009 niakaran’i Andry Rajoelina eo amin’ny fitondrana ary nisy miaramila nandray anjara sy nanampy azy tamin’izany.
Hamaky ny tohiny«Aoka ho lesona ho an’ny rehetra ny telo taona naharava ny fanjakana noheverina hitondra ho amin’ny fahazavana», hoy Ralaiseheno Guy Maxime raha nanao jery todika fohy momba ny lalana nodiavin’i Marc Ravalomanana izay nametraka fa tsy ny rafitra no olana eto amin’ny firenena fa ny mpanao politika.
Hamaky ny tohiny