- Alatsinainy 01 Oktobra 2012
Politique.Mamy Rakotoarivelo Manohana ny hilatsahan’i Andry Rajoelina
«Hanaporofoana amin’ny Malagasy sy amin’izao tontolo izao izay tena tian’ny Malagasy dia avelao i Andry Rajoelina hilatsaka», hoy i Mamy Rakotoarivelo, lehiben’ny delegasion’ny ankolafy Ravalomanana eto an-tanindrazana, tetsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka.
Hamaky ny tohiny
