Politique

Tsy fananana asa 0% no tanjona


  • Alatsinainy 01 Oktobra 2012

Tsy fananana asa 0% no tanjona

 Manana paikady manokana momba izany ny sekoly, araka ny nambaran-dRandrianasolo Jean de Dieu, “Directeur d’études” eo anivon’ity sekoly ity ka anisan’ny ohatra nomeny ny fananan’izy ireo manokana ireo mpampianatra efa matihanina sy za-draharahara.  Nandritra ny famoahana ireo mpianatra miisa 154 mianadahy teny amin’ny Espace Fitsikiana Itaosy ny faran’ny herinandro teo no nahafantarana izany. Misandrahaka amina lalam-piofanana miisa dimy izy ireo ary karazana diplaoma miisa efatra no nozaraina tamin’izy ireo manomboka amin’ny DTS ka hatramin’ny Master II. Misy amin’ireto mpianatra navoaka ireto moa no mbola hanohy ny fianarany, araka ny fanadihadiana natao raha misy koa ireo efa  nahita asa toy ireo ao amin’ny “Transit et douane” izay voalaza fa tsy ampy indray aza.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT