• Alakamisy 27 Septambra 2012
Politique.SEMPAMA Vakinankaratra Tratry ny famindran-toerana avokoa ireo mpitarika

Miala fa manelingelina ! Tsy namelan’ny FAT raha tsy tanteraka ny famindran-toerana ireo mpitarika ny SEMPAMA Vakinankaratra, ary dia nokendrena amin’izao ankatoky ny fidiran’ny mpianatra izao mihitsy ny fandefasana azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Septambra 2012
Politique.Pronostic Fifidianana 2013

Tsy vitsy tokoa ny olona no mieritreritra ny hilatsaka hofidiana amin’ny taona ho avy io. Izany moa dia noho ny fibahanana ny lalan’ny “favori” izay tsy iza fa i Dada, hany ka lasa samy manao vinavina kely eny daholo ny tsirairay. Raha ny an’ny Tia Tanindrazana manokana dia toy izao manaraka izao ny «pronostic».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Septambra 2012
Politique.Zanak’i Dada Efa manisa andro

Tsy hanomboka ny fampihavanam-pirenena raha tsy tonga eto i Marc Ravalomanana, hoy ny solontenan’ny ankolafy Zafy Albert nandray fitenenana tao amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2012
Politique.Alain Ramaroson Manamafy fa hanao ampamoaka

Nohamafisin’ny CST Alain Ramaroson omaly raha tafaresaka tamin’ny mpanao gazety tetsy Anosikely izy fa tanany ny teniny ka amin’ity volana septambra ity no hamoahany ny vokatry ny fanadihadiana nataon’ny fianakaviana mikasika ny famonoana ny minisitra Nadine Ramaroson tamin’ny taon-dasa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2012
Politique.Antoko Fiombonan’ny Bemiray Malagasy Ny ataon’ireo “Dinausaures” no mahatonga ny olona ho leo politika

Niaka-pofona amin’ny fitsikerana mivantana ataon’ny olona amin’ny mpanao politika Malagasy Atoa Besady filohan’ny antoko Fiombonan’ny Bemiray Malagasy niforona tamin’ny taona 2010

Hamaky ny tohiny
FTT