- Zoma 28 Septambra 2012
Politique.Dina Jeanne “Aoka ny mpitandro ny filaminana handini-tena eo anatrehan’izao zava-mitranga izao”
Vahinin’ny Tia Tanindrazana anio Rtoa Dina Jeanne. Efa loholon’i Madagasikara izy ary mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita amin’izao fotoana. Maro ny andraikitra ambony efa notanany, efa filohan’ny oniversiten’i Toliara izy. Nakana ny heviny ny tsy fandriampahalemana any atsimo, ny raharaha Tiako i Madagasikara, ny fifidianana sy ireo sesitany politika. Eo koa ny tontolon’ny fanabeazana sy ny fandraisan’andraikitry ny vehivavy. Tafatafa.
Hamaky ny tohiny