- Talata 02 Oktobra 2012
Politique.Magro Behoririka Rakotry ny fantsy Rajoelina
Tsy misy afa-tsy ny fampiharana tanteraka ny sori-dalana, hoy ny filoha tanzanianina izay mitarika ny Troika SADC ankehitriny, no hamahana ny krizy eto Madagasikara, araka ny fampitam-baovao nataon’i Guy Maxime Ralaiseheno tao amin’ny Magro Behoririka omaly.
Hamaky ny tohiny