• Zoma 05 Oktobra 2012
Politique.Velompanahy Aristide Izay mahamety ny sasany no hanaovany ny tondrozotra

Mampiahiahy ny fandehan’ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana, hoy i Velompanahy Aristide (Cnosc) raha tafaresaka tamin’ny mpanao gazety tao Antsirabe ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Oktobra 2012
Politique.VOT Nanao taratasy misokatra ho an’ny Frantsay

Nandefa taratasy misokatra any amin’ny masoivoho Frantsay ny Vondron’olon-tsotra (VOT) manohana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Oktobra 2012
Politique.Hajo Andrianainarivelo Nanadio tena tany Toliara

«Ireo mpijapy masinina mpanao kobaka am-bava sy mpitaty ran-kena no nanimba sy nanapotika izao tetezamita izao, ka aza gaga isika vahoaka nitaky ny fanovana raha diso lalana ny tolona natao ny taona 2009».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2012
Politique.Fodian-dRavalomanana Amin’ny alahady, mahita izy !

Ny faran’ny herinandro izao no hivory any Dar el Salam renivohitr’i Tanzania ny Troika-SADC.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2012
Politique.Guy Maxime Ralaiseheno Hitohy io ady an-tranon’ny FAT io

Tsy takona afenina intsony fa toy ny tafika andrefan-tanàna ny fifanitsiana, na azo lazaina mihitsy hoe fifanandrinana eo amin’ireo samy mpomba ny FAT momba ny raharaha any Atsimo, araka ny fanazavan’i Guy Maxime Ralaiseheno tetsy amin’ny kianjan’i Magro omaly dia tsy mety hita sy tratra i remenabila, ireo mpitandron’ny filaminana any an-toerana anefa tsy manao afa-tsy ny miady tombontsoa manokana satria samihafa ny azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2012
Politique.Mektoub Camille Nanao ampamoaka

Mektoub Camille Nanao ampamoaka

Hamaky ny tohiny
FTT