• Zoma 05 Oktobra 2012
Politique.Alain Ramaroson Notsoahan’ny jeneraly Ravalomanana ireo zandary mpiambina azy

Tsy resaka fifamaliana am-bava intsony fa mitatra lavitra hatrany izay tsy mbola fantatra ny hiafarany ny ady eo amin’ny CST Ramaroson Alain andaniny sy ry jeneraly Ravalomanana, kaomandy vaovaon’ny zandary miaraka amin-dry Andrianainarivelo Hajo, praiminisitra lefitra misahana ny fampandrosoana ankilany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Oktobra 2012
Politique.Novain’ny FAT ny satan’ny Banky Foibe Miketrika inona indray ?

Anisan'ny fanapahan-kevitra noraisina nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alarobia teo ny fanovana ny andininy sasany momba ny Sata mifehy ny Banky Foiben'i Madagasikara (BCM).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Oktobra 2012
Politique.FFM Mametraka ahiahy ny UNMDH

Efa nanao fanairana ny UNMDH raha tsy mbola nijoro akory ny komity mpifantina ny mpikambana FFM saingy tsy nohenoin-teny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Oktobra 2012
Politique.Leriva Manahira “Tsy azo asolo na iza na iza Ravalomanana”

Tsy mbola nisy teo amin’ny tantara ny hoe filoham-pirenena naongana ka nanomboka tamin’ny andro nanonganana azy iny dia nitaky ny hamerenana azy ny vahoaka ary dia nitolona ho amin’izany efa ho efa-taona izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Oktobra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Ny fifidianana no hitsaran’ny Malagasy azy

“Atero Ravalomanana fa tena sahirana ny Malagasy”, hoy i Manoela Ralaimampisainarinony, nanao antso avo amin’ny SADC-Troika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Oktobra 2012
Politique.Ramalason Olga “Manana fanantenana sy toky izahay”

Vahiny hiSOKELA anio ny minisitry ny varotra Ramalason Olga. Nitondrany fanazavana ny mikasika ny raharahan’ny Antenimieran’ny varotra sy indostria ao Toamasina, ny fiatrehana ny maitso ahitra ary koa ny momba ny fiverenan-dRavalomanana an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
FTT