- Alatsinainy 08 Oktobra 2012
Politique.KMFB Ravalo ihany, Ravalo hatrany
Legalista tsy niala vehana tamin’ny fikatsahana ny hamerenana an’i Madagasikara amin’ny ara-dalàna ny Komity Miaro ny Fiainam-Bahoaka na ny KMFB.
Hamaky ny tohinyLegalista tsy niala vehana tamin’ny fikatsahana ny hamerenana an’i Madagasikara amin’ny ara-dalàna ny Komity Miaro ny Fiainam-Bahoaka na ny KMFB.
Hamaky ny tohinyEfa-taona latsaka izay no nitondran’i Andry Rajoelina teo ary dia nopotehany tanteraka i Madagasikara, hoy i Leriva Manahira tetsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka ny sabotsy lasa teo.
Hamaky ny tohinyAnisan’ireo nilaza ho vonona hiatrika ny fifidianana izay ho filoham-pirenena eto amintsika manaraka ny filohan’ny Otrikafo, Rajaonah Andrianjaka.
Hamaky ny tohinyTaitra tamin’ny torimasony Rakotomalala Henri fantatra amin’ilay anarana hoe Riri Be tao Toamasina.
Hamaky ny tohinyNa dia maro aza ny fanakianana sy grevy etsy sy eroa, dia mbola mijoro ihany aloha ny tetezamita tarihan'i Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohiny“Tsy manam-bola intsony ny fitondran-dRajoelina ka izay no mahatonga azy manao Remenabila, te hanankarena tampoka. Remenabila no mivarotra raopilanim-panjakana
Hamaky ny tohiny