• Alakamisy 04 Oktobra 2012
Politique.Minisitra Ruffine Tsiranana Mbola nanendry mpiara-miasa vaovao

Tsy mbola ato ho ato ny fialan’ny minisitra Ruffine Tsiranana ao amin’ny ministeran’ny fanapariaham-pahefana na teo aza ny taratasy nalefan’ny ankolafy Ravalomanana any amin’ny filohan’ny tetezamita sy ny praiminisitra ary ny birao fifandraisan’ny SADC ny hanoloana azy, «noho ny tsy fahaiza-mitantana».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2012
Politique.Minisitra Vaomalala Olga In-droa tsy niatrika filankevitra

Tsy niatrika ny Filankevitry ny governemanta sy Filankevitry ny Minisitra ny minisitry ny mponina sy ny raharaha sosialy, Ramaroson Vaomalala Olga tamin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2012
Politique.Filankevitry ny fampihavanana Mety mbola hisy hihintsana ireo mpikambana

Vao tafapetraka dia efa tototry ny tsikera ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy na FFM noho ny fisian’ireo mpikambana sasany izay mampanahy ny tsy fananany fiandaniana kanefa fampihavanana sy famotsoran-keloka no andraikitra hosahaniny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2012
Politique.Rafidinjatovo Zafimahaleo dit Fidison Vonona hitarika hetsika ao

Vonona ny hitarika ny hetsika ao Fianarantsoa ny tenako miaraka amin’ireo CT sy namana hafa, hoy Rafidinjatovo Zafimahaleo dit Fidison avy amin’ny ankolafy Zafy Albert tetsy amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2012
Politique.Tsy Aritra An-kitsapatsapa ?

Vao nitsangana dia difotry ny ahiahy sy fanakianana avy hatrany ilay Filankevitry ny fampihavanana malagasy, ary na ny governemanta aza dia milaza an-kolaka fa tsy matoky ny fomba fiasan’ilay komity mpanomana tamin’ny fisafidianana ireo 44 mianadahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Oktobra 2012
Politique.Zafilahy Stanislas “Mba mianara ihany !”

«Mianara ihany !», hoy i Zafilahy Stanislas. Nohamafisin’i Andry Rajoelina tany amin’ny fivorian’ny Firenena Mikambana, hoy ity farany ny hoe tsy tokony hitsabaka amin’ny fiandrianam-pirenena ny Firenena Mikambana na ny firenen-kafa.

Hamaky ny tohiny
FTT