• Alatsinainy 08 Oktobra 2012
Politique.Ekipan’Ambohitsorohitra Tezitra fa tsy noraharahain’i Toamasina ?

Roa andro tao Toamasina i Andry Nirina Rajoelina sy ireo ekipan’ny prezidansa afa-tsy Ratsirahonana Lala Norbert, ary ireo minisitra TGV - AVI nanomboka ny propagandin’ny fifidianana 2013.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Oktobra 2012
Politique.Camille Mektoub Efa vita ny voka-pifidianana ?

Anisan’ny antony nitarihan’i Andry Rajoelina olona teny amin’ny Kianjan’ny 13 mey ny nilazany fa tsy tombontsoam-bahoaka ny nividianan-dRavalomanana ny fiaramanidina “Force One II” sady tsy nisy ihany koa ny mangarahara tamin’ny fividianana io fiaramanidina io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Oktobra 2012
Politique.CST Rasamimaka Mahefalahy “Ny vola be ao Ambatovy no mahamaika an’ireo”

Renivohitry ny hetsika politika i Toamasina ny faran’ny herinandro teo. Nanao ny hetsika fanaony isan-kerinandro ny ankolafy Ravalomanana Toamasina tao amin’ny Magro Tanambao V, nivoy ny azy koa ny TGV sy ny ekipan’Ambohitsorohitra nitety tanàna sy nanomboka asa fanarenana fotodrafitrasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Oktobra 2012
Politique.Dr Naina «Tsy hisy fifidianana ho vanona eto»

Sesilany ny fanehoan-kevitra nivoaka taorian’ny fahafantarana ny anaran’ireo handrafitra ilay Filankevitra ho an’ny Fampihavanana Malagasy na FFM.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Oktobra 2012
Politique.Foloalindahy Malagasy Nataon-dRajoelina am-paosy ?

Anisan’ny nanakianana matetika ny fitondrana Ravalomanana ny fanovana saika nataony teo anivon’ny foloalindahy sy ny fanovana ireo mpitantana na tompon’andraikitra ambony.

Hamaky ny tohiny
FTT