• Alarobia 10 Oktobra 2012
Politique.Samy te ho lohany Miady an-trano ny TIM an-dRaharinaivo

Mipoitra eo anivon'ny TIM Raharinaivo ihany koa ankehitriny ny disadisa eo amin'ny samy mpitantana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2012
Politique.SADC Manao lalao maloto

Tsy mbola manomboka akory dia efa mampanahy sahady ny zavatra mety hataon'ny iraky ny SADC hotarihan'ny Dr Leonardo Simao eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Oktobra 2012
Politique.Ahamed Mohammed Ael Nametra-pialana tsy ho TGV intsony

Mifamahofaho sy misafotofoto be ihany ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny ka zary miantraika hatrany amin’ny raharahan’antoko politika isan-karazany mihitsy ny fiantraikany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Oktobra 2012
Politique.“Cadre Sofia” Tsy natao hanohanana sezan’olona, hoy i Eric Randrianasolondrabe

Tsy natokana hanohanana sezan’olona ny «cadre Sofia», hoy ny CT Eric Randrianasolondrabe, ka raha nisy ny fanambarana natao tany Mahajanga tamin’ny fiafaran’ny herinandro teo nilaza fa ny “cadre Sofia” rehetra dia manohitra ny fanesorana ny minisitra Ruffine Tsiranana amin’ny toerany dia azy ireo manokana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Oktobra 2012
Politique.Andry Rajoelina-Alain Ramaroson Mifampiandry kendritohana

Tsy takona afenina intsony ny ady mangotraka eo amin’i Alain Ramaroson sy ny filohan’ny FAT ary ireo mpiara-dia aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Oktobra 2012
Politique.Tetezamita mitarazoka Leo ny Gasy

Tsy raikitra fa hahemotra amin’ny fotoana tsy mbola fantatra ny fivoriana nokasain’ny Troika Sadc natao tany Dar Es Salam ny faran’ny herinandro teo, handinihina ny raharaha Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT