Politique

Tolona hamerenana ny ara-dalŕna Efa manakaiky ny fandresena


  • Alatsinainy 08 Oktobra 2012


 “Tsy maintsy mody an-tanindrazana ny filoham-pirenena Marc Ravalomanana”, hoy ny solontenan’ireo Gasy Tia Tanindrazana na GTT niditra nivantana avy any ivelany, tamin’ny alalan’ny antso an-tariby, tetsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka ny sabotsy lasa teo. Manohana ny hetsika rehetra ataon’ny Magro izahay, hoy ny fampitan-kafatra ary ny fantatray dia tsy maintsy mandresy ny tolona. Efa manakaiky izay fandresena amin’ny tolona atao amin’ny fiverenan’ny ara-dalàna, hoy ihany izy. Momba ny fifidianana dia nambarany fa mila ny fifanentanana manerana ny Nosy, manerana ny faritra rehetra. Fiaraha-miasa sy firaisankina no takiana amin’ireo fifidianana, hoy ihany ny solontenan’ny GTT, na io amin’ny fifidianana filoham-pirenena na amin’ny fifidianana solombavambahoaka.

Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libĂ©ration
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovĂ na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT