- Alakamisy 11 Oktobra 2012
Politique.Dila ny 8 andro Hanenjana ny Zanak’i Dada
Raha tsy misy filoham-pirenena tena lanim-bahoaka eto Madagasikara dia ho korontana toy izao foana ny eto satria tsy misy to teny eto, hoy ny CST Rakotonomenjanahary Jean Ernest tetsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka omaly.
Hamaky ny tohiny
