• Alarobia 17 Oktobra 2012
Politique.Mamy Rakotoarivelo Tsy fieren-jiolahy ny Kongresy

Mba tsy hisian’ny fimenomenomana any aoriana dia tokony ho tonga mialoha ety Tsimbazaza ny volavolan-tetibolam-panjakana 2013 ahazoana mandinika azy tsara, hoy ny filohan’ny Kongresin’ny tetezamita Mamy Rakotoarivelo omaly raha nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety izy taorian’ny nitarihany ny lanonam-panokafana ny fivoriana ara-potoana faharoan’ny Kongresy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2012
Politique.Ambohibao Antehiroka Ny mpanodinkodim-bola indray no mahazo rariny

Dimy taona sazy miantona. Izany no didim-pitsarana navoakan’ny tribonaly nanamelohana ny ny Ben’ny tanànan’Ambohibao Antehiroka sy tompon’andraikitra eo anivon’ny Kaominina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2012
Politique.Rajoelina tao Antsirabe Noterena hanemitra ny arabe ny mpianatra

Tsy afa-manoatra fa madinika e ! Izay no azo ilazana ireo mpianatry ny CEG sy ny Lycée tao Antsirabe ny marainan’ny talata 16 Oktobra nandritra ny fandraisana ny filohan’ny tetezamita tao Antsirabe fa tsy maintsy nilahatra nanamorona ny lalam-pirenena faha-7 iny nanomboka tany Vatofotsy ka hetreny anoloan’ny vavahadin’ny ACMIL hotsidihin-dRajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2012
Politique.Praiministra Omer Beriziky Fifidianana ihany no vahaolana hivoahana amin’ny krizy

Ny zavatra iray mila imasoana amin’izao fotoana izao ary hivoahantsika amin’ny krizy, hoy ny Praminisitra Omer Beriziky teny Tsimbazaza omaly, dia ny firosoana amin’ny resaka fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2012
Politique.Andry Rajoelina Manambitamby an’Antsirabe

Tena fampielezan-kevitra tanteraka no nitranga tao Antsirabe nandritra ny lanonana fanolorana fiarabe iray ho an’ny tananan’Antsirabe omaly talata 16 oktobra 2012 tolakandro, nataon’i Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2012
Politique.Avoko Rakotoarijaona Kandida filoham-pirenena ?

Tontosa omaly teny Andrefan'Ambohijanahary ny kongresy voalohan'ny antoko Madagasikara Afaka (MAF). Nandritra izany no nandanian'ireo mpizaika 1200 avy amin'ny Faritra 22 ny Maitre Avoko Rakotoarijaona, ho filoha nasionaly.

Hamaky ny tohiny
FTT