• Alakamisy 18 Oktobra 2012
Politique.Dr Simao Mivadibadi-dela koa

Araka ny efa nanampoizana azy dia manjavozavo indray ny tena anton-dian'ny iraky ny SADC eto Madagasikara. Mivadibadi-dela ireo mpanelanelana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2012
Politique.Tetezamita Tafita ny Arabo, tavela ny Gasy

Voasokajy ho anisan'ireo tetezamita naharitra indrindra maneran-tany ny misy eto Madagasikara amin'izao fotoana, satria ho feno efa-taona amin'ny 17 martsa 2013.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2012
Politique.Ankolafy Ravalomanana Mety hiala amin’ny andrim-panjakana

Mbola samy miandry izay ho vokatry ny dian’ireo iraky ny Troika-SADC ny rehetra. Ho an’ny ankolafy Ravalomanana dia andrandrainy fatratra ny hamoahana ny daty hahafahan’ny filoha Marc Ravalomanana hiverina an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2012
Politique.Dr Ndimbisoa Mamy Andriamahafaly Nandray sezany ao Tsimbazaza

Anisan’ny CT zandriny indrindra tamin’ny fanendrena azy ny Dr Ndimbisoa Mamy Andriamahafaly, Ben’ny tanànan’Ivato tanàna teo aloha ka sambany vao niatrika ny fivorian’ny Kongresin’ny tetezamita omaly teny Tsimbazaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2012
Politique.Magro Behoririka Misy fetra ny faharetana

“Na mitabataba adiny roa amin’ny fahitalavitra aza Rajoelina, ny anay antson’i Dada iray minitra dia rava daholo ny tsena”. Ampahany tamin’ny kabary nifandimbiasana teny an-kianjan’ny Magro omaly izany nataon’ny solontenan’ny FokoTIM ao amin’ny Boriborintany faha-3.

Hamaky ny tohiny
FTT