- Alatsinainy 15 Oktobra 2012
Politique.Dr Leonardo Simao Tonga hitsangatsangana ?
Nigadona omaly teny Ivato ny iraky ny Troika SADC, ahitana mpikambana telo ary tarihin’ny Dr Leonardo Simao.
Hamaky ny tohinyNigadona omaly teny Ivato ny iraky ny Troika SADC, ahitana mpikambana telo ary tarihin’ny Dr Leonardo Simao.
Hamaky ny tohinyNoheverina fa antoko anisan’ny nanana ny tanjaka sy ny heriny ny antoko Tiako i Madagasikara izay niainga tamin’ny Tiako Iarivo, folo taona lasa mahery kely izay.
Hamaky ny tohinyTia filaminana, mahay manaja, manana foto-pisainana tia mikaroka sy mamoron-javatra.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Toy ny sabotsy rehetra dia mihodina amin’ireo fikambanana sy vondrona isan-tsokajiny ny fanomanana ny hetsika etsy amin’ny Magro.
Hamaky ny tohinyNafana nanaraka ny toetr’andro ihany koa ny hetsika tao amin’ny kianjan’ny Magro Avaratsena Antsirabe ny sabotsy 13 oktobra teo.
Hamaky ny tohiny