• Alatsinainy 15 Oktobra 2012
Politique.Tanora TIM Vakinankaratra Tsy mahalala afa-tsy ny filoha Marc Ravalomanana

«Tsy miala amin’ny filoha Ravalomanana ary miandry ny fahatongavany ny Tanora TIM Vakinankaratra », hoy ny CT Didier Radert raha nandray fitenenana nandritra ny hetsika tao amin’ny Kianjan’ny finoana, Magro Behoririka ny sabotsy 13 oktobra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2012
Politique.Zakariasy Patrick Tratry ny angaredona

Angaredona ! Izay no setrin’ny ampamoaka niraradraraka momba ny resaka “bois de rose” nataon’i Zakariasy Patrick ny zoma 12 oktobra teo, tetsy Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2012
Politique.CT Raharimalala Lydia Manohy ny hetsika fampandrosoana ara-tsosialy

Tsy mitandro hasasarana amin’ny fijerena ny sehatry ny fampandrosoana ao amin’ny Distrikan’Ambositra ny mpikambana ao amin’ny kongresin’ny tetezamita, Raharimalala Lydia.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2012
Politique.Diniky ny samy Malagasy Mitady vola ny FFKM

Betsaka ny asa fanelanelanana natao na avy amin’ny samy Malagasy na avy any ivelany fa hatreto aloha dia nandamoka avokoa ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2012
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Hitsapa ny halalin’ny rano i Mamonjisoa Isaac

Rehefa tsy re nandritra ny fotoana naharitra noho ny olana ara-pitsarana dia efa miverina amin’ny tontolo politika indray ny filohan’ny antoko FTSV Mamonjisoa Isaac.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2012
Politique.Zanak’i Dada Tsy mila an’i Simao

Ho avy, tsy ho avy… toa zary lasa fandrirarina sy filalaovana an’i Madagasikara sy ny Malagasy no betsaka amin’ny famahana ny krizy tarihin’ny vondrona SADC.

Hamaky ny tohiny
FTT