• Zoma 19 Oktobra 2012
Politique.TIM Amoron’i Mania Miandry ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana

Miombon-kevitra tanteraka amin’ireo Zanak’i Dada manerana ny Nosy ny Zanak’i Dada sy ny TIM ao Amoron’i Mania ka miandry am-pitoniana ny fiverenany an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2012
Politique.Andry Rajoelina Efa manomana ny sain'ny olona fa ...

Mialoha ny nidirany teo amin'ny sehatry ny politika ka nahavoafidy azy ho Ben'ny tanànan'Antananarivo renivohitra dia niasa tamin'ny sehatry ny serasera sy ny dokambarotra i Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2012
Politique.CT Donazy Ireo matahotra ho very seza no mamboly korontana

Tsikaritra fa amin’ireo taratasim-panjakana isan-karazany sy rehefa misy lanonana ara-panjakana dia voalaza eny am-piandohana mandrakariva ilay hoe : araka ny lalàmpanorenana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2012
Politique.Vakinankaratra Tsy manan-janaka mpanogam-panjakana

Tsy ela fa ny tolakandron’ny alarobia 17 oktobra, ny ampitson’ny nandalovan-dRajoelina tao Antsirabe ihany dia namaly botana ny kabarin’ity farany tao amin’ny Voirie Antsirabe ny mpitarika tao amin’ny Magro Avaratsena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2012
Politique.Magro : Miakatra ny feo Hifankahita eto

“Miomana isika, izahay koa sahy”, hoy Rakotomanjato Rodin tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly eo anatrehan’ny fihazakazaky ny raharaham-pirenena tato ho ato, indrindra manoloana ny fahataperan’ny 60 andro nomen’ny SADC amin’ity anio ity, hanaovana tombana momba ny fampodiana an-dRavalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2012
Politique.Rasoamalala Odette Brenda Mbola miombona tanteraka amin-dRavalomanana i Alaotra Mangoro

Nahomby ny fitetezam-paritra nataonay tany amin’ny Distrikan’Amparafaravola sy Ambatondrazaka ary Andilamena tany Alaotra Mangoro, hoy ny CT Rasoamalala Odette Brenda.

Hamaky ny tohiny
FTT