Politique

Praiministra Omer Beriziky Fifidianana ihany no vahaolana hivoahana amin’ny krizy


  • Alarobia 17 Oktobra 2012

Ny zavatra iray mila imasoana amin’izao fotoana izao ary hivoahantsika amin’ny krizy, hoy ny Praminisitra Omer Beriziky teny Tsimbazaza omaly, dia ny firosoana amin’ny resaka fifidianana.

 Tsy tokony hatao ambanin-javatra mihitsy, hoy izy, ny fandraisana andraikitra ataon’ny tsirairay. Tsy ny governemanta irery ihany no tokony hanatanteraka ny tondrozotra, hoy izy, fa ny andrim-panjakana rehetra mihitsy. Misy izao ny CSC izay andrin’ny tetezamita iray efa mijoro afaka hanao ny asany tsara mifanohana amin’ny rehetra, tahaka izany koa ny FFM izay tokony hijery hatrany ny resaka fitoniana takian’ny sori-dalana ahafahana miroso amin’ny lalindalina kokoa.

 
Manohy 
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libĂ©ration
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovĂ na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT