• Alatsinainy 22 Oktobra 2012
Politique.Famahana ny krizy Miantona indray aloha

Dia mbola miantona kely indray izany aloha ny tohin’ny famahana ny krizy mandra-piandry izay tenin’ny Troika n’ny SADC, aorian’ny tatitra ataon-dry Dr Leonardo Simao sy ny jeneraly Charles Mayounga.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Oktobra 2012
Politique.Magro Behoririka Ni-debôrda ny kianja

Efa-taona latsaka kely izao no nitoloman’ireo vahoaka mpanara-dia ny ankolafy Ravalomanana ny hiverenan’i Madagasikara ao anatin’ny ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Oktobra 2012
Politique.Me Hanitra Razafimanantsoa Miantso ny miaramila pro-Ravalo hiseho

“Mody, mody, mody !”. Nanakoako teny amin’ny Kianjan’ny Magro izany teny izany ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Oktobra 2012
Politique.Kongresin’ny PSDUM tany Toliara Vaky ny ady, nailiky ny UDR-C ny TGV

Tontosa ihany na dia tara fanombohana aza ny kongresy nasionaly voalohan’ny antoko sosialy sy demokraty fampiraisana eto Madagasikara (PSDUM) tarihan’i Lahiriniriko Jean ny sabotsy 19 sy alahady 20 oktobra teo tao amin’ny Restaurant Le Palutivier amoron-driaka Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Oktobra 2012
Politique.Rakotoarisoa Falihery Aleo samy tanora no hifaninana amin’ny fifidianana

Manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny, indrindra eo amin’ny resaka fiverenan’ny filoha teo aloha eto Madagasikara, dia nanambara ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita voatendry avy amin’iny faritr’Ambatolampy Vakinankaratra iny, ny CT Rakotoarisoa Falihery, fa efa notakian’ny vahoaka hatramin’ny taona 2009 ny fanovana eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Oktobra 2012
Politique.Ravalomanana «non partant» Aza manonofy

Averimberin'ireo mpiara-dia amin'i Andry Rajoelina fa hiteraka korontana sy fifandonana hono ary mety hitarika ady an-trano mihitsy ny fahatongavan'Atoa Marc Ravalomanana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT