• Talata 23 Oktobra 2012
Politique.Mpandala ny ara-dalàna Tsy hamela mora ireo mpanongam-panjakana

“Tsy mbola vita ny tolona fa tena mbola ao anatiny tanteraka isika”, hoy i Guy Maxime Ralaiseheno, omaly, tetsy amin’ny kianjan’ny Finoana Behoririka. Anisany ny resaka fifidianana, ny momba ny asa eo anivon’ny Parlemanta, ny fanontaniana arahim-baliny hifanatrehan’ny Governemanta sy ny Parlemanta ny alakamisy ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Oktobra 2012
Politique.Famatsiam-bola ny fifidianana Mailomailo ny vahiny

Raha ny fivorian’ny mpiara-miombon’antoka amin’i Madagasikara teny amin’ny foiben’ny CENIT omaly no jerena dia tsapa fa mailo tanteraka amin’ny zava-misy eto ny sehatra iraisam-pirenena ka tsy hihazakazaka hanome vola be izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Oktobra 2012
Politique.Tetibolam-panjakana 2013 Hafana ny adihevitra eny Tsimbazaza

Nahavita niantso an’ireo mpikambana ety amin’ny Kongresin’ny tetezamita ihany izahay tompon’andraikitra na dia eo aza ny fahasahiranana ara-bola, hoy ny CT Vanovason Jean Adrien, Kestora faha-II eny anivon’ity andrim-panjakana mpanao lalàna ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Oktobra 2012
Politique.Hetsika “Tsy misy miala aketo niany” Nidina an-dalambe, mitaky vola

Nidina an-dalambe naneho ny fitakiany ireo mpikamban’ny Hetsika “Tsy misy miala aketo niany”, tarihan-dRakotomalala Henri na Riri Be sy Mandraina Félix ary ireo filoham-pikambanana sy sendikaly sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Oktobra 2012
Politique.Fanomanana ny fiverenan-dRavalo Mihetsiketsika fatratra ny ao Bel’Air

Efa miomana fatratra amin’ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana ny vaomieran’ny fanentanana ao amin’ny ankolafy Ravalomanana, ahitana an-dRanaivorazo Feno, mpikambana eo anivon’ny kongresin’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
FTT