- Alarobia 24 Oktobra 2012
Politique.Ho avy Ravalo Raikitra ny fanangonam-bola ?
Tafaverina eto an-drenivohitra avokoa ny anakamaroan’ireo mpikambana eo anivon’ny Parlemanta avy any amin’ny faritra.
Hamaky ny tohinyTafaverina eto an-drenivohitra avokoa ny anakamaroan’ireo mpikambana eo anivon’ny Parlemanta avy any amin’ny faritra.
Hamaky ny tohinyNolanian’ireo mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita niatrika ny fivoriana nitambaram-be teny Tsimbazaza omaly fa hahemotra amin’ny alatsinainy 5 novambra izao ilay «face à face» ifanatrehan’ny mpikambana avy amin’ny Governemanta sy ny Kongresy.
Hamaky ny tohinyRaha ny tena marina dia tokony hifantoka feno amin’ny asan’izy ireo ankehitriny amin’ny fiomanana sy fikarakarana ny fifidianana ny mpikambana ao amin’ny CENIT fa tsy manao asa hafa intsony, na an-tselika na asa raikitra.
Hamaky ny tohinyMbola hisy fotoana hiresahako manokana aminareo mpanao gazety mikasika ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny sy ny Malagasy Mandroso tarihako tsy ho ela, hoy Rtoa Yvette Sylla, fa ny azo ambara fohy aloha anio dia ny mikasika ny fampihavanam-pirenena izay amiko dia tsy vitan'ny famoahana lalàna fotsiny io, fa voalohany dia zava-dehibe ny fahatsoram-po... bitsiky ny fo izany.
Hamaky ny tohinyFikambanana nihoatry ny 10 toy ny fikambanan’ny tanora avy any amin’ny Faritra, fikambanan’ny mpanjono, fikambanana ara-drazana tarihana olobe isan-karazany… no nivondrona nanao ny fanambarana tetsy amin'ny Resto-Karaoke Sandie 67Ha ny faran’ny herinandro lasa teo.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana tamin’ny mpanao gazety ny faran’ny herinandro lasa teo, ny fikambanana Vondron’olon-tsotra (VOT) Alaotra Mangoro.
Hamaky ny tohiny