- Zoma 26 Oktobra 2012
Politique.FAT mangalatra “départ” Propagandy vita ho azy ho an’ny filoha Ravalomanana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Misavorovoro indray ny ao amin’ny ministeran’ny tontolo iainana. Nampiaka-peo omaly ny solontenan’ny mpiasa ka nitaky ny hanendrena faran’izay haingana ny minisitry ny tontolo iainana mba hahafahana mandamina ny fomba fiasa ao amin’ity ministera ity.
Hamaky ny tohinyMandindona ny fahatongavan-dRavalo ka dia mivoaka indray ny NOTAM.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Miatrana am-bava basy ny mpitandro filaminana ao Antsirabe nanoloana ny trakta niely eran’ny Fokontany vitsivitsy tao an-toerana ny harivan’ny alarobia 24 oktobra lasa teo.
Hamaky ny tohinyTsy mihanona eo amin’ny sehatra politika fotsiny ihany fa mijery ny sosialim-bahoaka koa ireo mpitarika ao amin’ny ankolafy Ravalomanana eto Mahajanga Renivohitra, hoy ny mpitarika azy Randrianandrasana Patrice, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita.
Hamaky ny tohiny