Politique

Guy Rivo Randrianarisoa “Tsy maintsy mandresy isika”


  • Alatsinainy 22 Oktobra 2012


 “Efa mazava ny baolina fa tsy maintsy mandresy isika. Aoreno ny finoana sy ny firaisankina”, hoy i Guy Rivo Randrianarisoa, mpitondra tenin’ny filoha Marc Ravalomanana tao amin’ny kianjan’ny Magro ny sabotsy lasa teo nanoloana ireo mpiara-dia aminy. “Entano ireo mpiara-belona mahita fa tsy alehany izao fitondrana izao”, hoy ihany izy nanentana. Tsy ny kianja fanaovana baolina hajoro etsy sy eroa aloha izao no mahamaika ny Malagasy fa ny fahantrana miha-lalina tsy misy mpijery. “I Dada ihany no mahavita izay”, hoy ihany i Guy Rivo Randrianarisoa izay nanamafy fa mila apetraka ny firaisankina satria tsy maintsy mandresy. Nanentana ireo mpiara-dia aminy koa ny tenany hanomana ny fifidianana ho avy satria ny tanjona, hoy izy dia “Premier tour dia vita”.

 
Soa
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libĂ©ration
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovĂ na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT