• Zoma 26 Oktobra 2012
Politique.CENI-T Voafonjan’ny lalàna mifehy azy

Ho an’i Serge Zafimahova, filohan’ny Club Développement Éthique (CDE), dia mibaribary ankehitriny fa miverina ny fomba tsy nety fanao taloha amin’ny fanaovana propagandy mialoha ny fotoana sy fizarana fanomezana etsy sy eroa mba hambaboana ny fon’ny mpifidy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2012
Politique.Filankevitra ambonin’ny tetezamita Mihozongozona ny birao maharitra

Mifanasa vangy ara-bakiteny ireo mpikambana eny anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita hatramin’ny omaly alakamisy 24 oktobra tontolo andro ary mbola hitohy amin’ity marainan’ny zoma 25 oktobra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2012
Politique.Fiaraha-miasa ara-tafika amin’ny Frantsay Mampametra-panontaniana ny Malagasy maro

Notsiahivin’i Manandafy Rakotonirina fa misy miaramila frantsay manao tantsoroka ara-teknika sy nanome fitaovana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2012
Politique.Zanak’i Dada Fitoniana vao fifidianana

Samy miomana ho amin’ny fifidianana ny rehetra. Ny zava-misy anefa dia tsy mbola vory ny fepetra rehetra hanaovana sy hiatrehana azy io noho ny tsy fisiana fitoniana eto amin’ny tany sy ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2012
Politique.Mpanao sonia tondrozotra Ny kibay an-kelika ihany

Mbola samy miandry izay ho fanapahan-kevitry ny SADC ny rehetra taorian’ny fandalovan’ireo iraka sivily sy miaramilany teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2012
Politique.Manandafy Rakotonirina Mbola manantena ny fihaonan’ireo filoha efa-tonta

Ny talata 16 ka hatramin’ny alahady 21 oktobra lasa teo no nanatontosan’ny Liberal International ny kongresy faha-58 tany Cote d’Ivoire.

Hamaky ny tohiny
FTT