• Alatsinainy 29 Oktobra 2012
Politique.Fifidianana afaka 7 volana Mahakely finoana

Mino sy matoky ny tsy maintsy hahatongavan’Atoa Marc Ravalomanana eto Madagasikara ireo mpanohana azy. Tsy olana ny datim-pifidianana, hoy izy ireo, fa azo ahemotra izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2012
Politique.Jeneraly Dolin Rasolosoa Tsy atokisan’Ambohitsorohitra intsony ?

Tato ho ato dia nitabataba tokoa ry zareo etsy Anosikely. Ady tombontsoa, hoy ny sasany, fahitana ny tsy maha izy intsony izao zava-misy izao, hoy ny hafa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2012
Politique.Zanak’i Dada Miomana hiatrika fifidianana

Hafakely ny hetsika teny amin’ny kianjan’ny Magro ny sabotsy 27 oktobra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Nilaza ofisialy fa ho kandida

Efa tena latsaka an-katerena ny firenena, hoy i Marc Ravalomanana raha niditra mivantana tamin’ny antso an-tariby tao amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2012
Politique.CST Anosikely Lahiniriko no hasolo an’i Dolin ?

Mandady ny trambo eny amin’ny lapan’Anosikely eny. Araka ny tsiliantsofina re dia misy manana eritreritra hametraka an’Atoa Lahiniriko Jean ho filohan’ny CST ireo mpomba ny filohan’ny tetezamita ao anatin’ity andrim-panjakana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2012
Politique.VOT Nanazava ny sain’ny mponin’Andranomanalina

Teny amin’ny Fokontany Andranomanalina Isotry, Boriborintany Voalohany indray ny tolakandron’ny sabotsy 27 oktobra teo, no nanohizan’ny VOT na Vondron’olon-tsotra manohana ny filoha Marc Ravalomanana sy mitaky ny fiverenana amin’ny ara-dalàna ny hetsika fanentanana sy fampitam-baovao amin’ny vahoaka eny ifotony mba tsy haha tompon-trano mihono azy ireo manoloana ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT