Politique

FAT mangalatra “départ” Propagandy vita ho azy ho an’ny filoha Ravalomanana


  • Zoma 26 Oktobra 2012


 Mandringa ny fitantanana ny firenena amin’izao fotoana, hoy ny Me Hanitra Razafimanantsoa raha nanontaniana ny heviny mikasika ny propagandy alohan’ny fotoana ataon’ny mpanao politika sasany izy. Aminy dia anjaran’ny CENIT no manara-maso izany rehetra izany, manondro sy milaza ny fotoana tokony hanaovana propagandy saingy izao no zava-misy. Nilaza anefa izy fa tsy mampiraika ny ankolafy Ravalomanana misy azy ny fisian’izany. Mampahatsiaro ny zavatra tsara vitan’ny filoha teo aloha ny fisian’ireny rehetra ireny ary propagandy vita ho azy ho an’ny filoha Ravalomanana.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libĂ©ration
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovĂ na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT