- Alarobia 31 Oktobra 2012
Politique.Savorovoro eny Ankatso Manome 24 ora ny mpianatra
Nafanafana ny fihetsiketsehan’ny mpianatra teny Ankatso omaly talata 30 oktobra tontolo andro. Fitakiana vatsim-pianarana sy fandoavana ny fampitaovana no votoatin’ny fitakian’izy ireo, izay tsy zava-baovao amin’ny mpitantana ny oniversiten’Antananarivo.
Hamaky ny tohiny