• Alarobia 31 Oktobra 2012
Politique.Randriampilamanana Rostand Ampodio ireo sesitany politika dia ataovy ny fifidianana

Tsy maintsy tanterahina ny fodian’ireo sesitany politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Oktobra 2012
Politique.Tetezamita Haingam-piasa kokoa ny tamin’ny 1991

Ny “Convention du 31 Octobre” no namaha ny krizy naharitra valo volana tamin’ny 1991 taorian’ny tolom-bahoaka notarihan’ny Herivelona mba handrodanana ny fitondran’ny Amiraly Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Oktobra 2012
Politique.Fampianarana ambony Potehin’i Andry Rajoelina

Ny lalana tsy azo hanina ! Anisan’ny nanenjehan’i Andry Rajoelina an’i Marc Ravalomanana izany tany amin’ny taona 2008-2009 ka nanonganany azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Oktobra 2012
Politique.«CST mamba noana» Nisafoaka ny tao Anosikely

Namantsipantsika sy nihogahoga mpanao gazety omaly ny mpikambana maro ao amin’ny Filankevitra Ambonin’ny tetezamita tetsy amin’ny Lapa maitson’Anosikely nandritra ny fivoriana azon’ny daholobe natrehana nitateran’ny filohan’ny vaomieran’ny fandriampahalemana ny resaka SOS SUD.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Oktobra 2012
Politique.Jean François Michel «Mila faranana izao fitondrana izao»

Nivoaka tamin’ny fahanginany Atoa Jean François Michel, Ambalavato-Antsirabe, manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Oktobra 2012
Politique.Rakotomalala Henri alias Riri Be “Tsy misy hidiran’i Roland Ratsiraka amin’ny hetsikay”

Tezitra ka nahitsy fiteny Atoa Rakotomalala Henri (Riri Be) tamin’ny vaovao navoakan’ny gazety mpivoaka isan’andro teto an-drenivohitra fa ao ambadiky ny hetsika ataon’izy ireo i Roland Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
FTT